Fidy Manantsoa Randrianarivelo, un présentateur de journal télévisé pas comme les autres

« Un présentateur de journal télévisé pas comme les autres, qu’on a déjà tous vu mais qu’on n’a jamais entendu » La profession de communication recèle bien divers aspects. Le métier d’interprète en langue des signes en est une. Notre portrait du mois est parmi ceux qui ont choisi cette voie. Fidy Manantsoa, ce personnage qui accompagne […]
William Rasoanaivo na POV, mpanao sary hitatra

“Olom-pirenena tsotra, raim-pianakaviana misedra ny fiainana toy ny olontsotra maro ka amin’ny alalan’ny sary no hanantanterahako izany.” Anisan’ny sehatra iray lehibe ao anatin’ny ny asa fanaovan-gazety ny sary hitatra. Hitarafana ny etahetam-bahoaka sy ny fomba fahitany ny toe-javatra iray izay mitranga eo amin’ny firenena izy io. Raha tsiahivina ny tantara dia talohan’ny ady lehibe faharoa […]
Anny Andrianaivonirina, 20 taona naha mpanao gazety

Anny ANDRIANAIVONIRINA, 20 taona naha mpanao gazety “Mila mahay mihaino sy mifandray amin’olona maro ny mpanao gazety” Anny no tena ahafantaran’ny maro azy na i Anny Maria Rondronavalona Andrianaivonirina. 20 taona izay no naha mpanao gazety ara-panatanjahantena azy tao amin’ny Midi Madagasikara. Nandalo dingana maro izy vao tonga teo amin’io toerana io ary nanamafy hatrany […]