ILONTSERA, en tant qu’Observatoire des médias et de la communication à Madagascar, ne peut se taire face à l’ambiance délétère dans laquelle se trouve de nouveau le secteur médiatique national (https://www.oeil-maisondesjournalistes.fr/2020/10/13/madagascar). Après les péripéties de la réquisition des médias pour cause de COVID- 19 qui a vu la restriction des libertés de la presse et d’expression, et qui a valu à une journaliste d’être emprisonnée, voilà maintenant les affaires MBS, « Rolly Mercia » et la guerre déclarée entre l’Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et le Ministère de la communication et de la Culture (MCC) qui viennent perturber l’harmonie et la paix sociales au moment où tous aspirent à plus de sérénité pour se remettre des mois de « galère » dûs au confinement et à l’état d’urgence sanitaire.
Mois : octobre 2020
Fanambarana mikasika ny minisitry ny serasera teo aloha
Manoloana ny didim-pitsarana nanameloka ny Minisitry ny Serasera teo aloha, Andriamatoa Rahajason Harry Laurent ; izay nivoaka ny alakamisy 15 oktobra, dia maneho izao hevitra manaraka izao ny Ilontsera :
- Araka ny efa hanairan’ny hery velona maro eto amin’ny Firenena, dia mitady hiverina ny fomba jadona, fahavalon’ny Demokrasia ;
- Zary mifangaro ny fampanajana ny lalàna sy ny fampiasana azy ho famoretana izay sahy maneho hevitra ;
- Tsy fitaovana politika intsony fotsiny ny Fitsarana fa lasa kilalaon’ireo mihevitra fa « tompon’ny fahefana » ; vitsy ny tsy mandady harona no mbola mahatoky izany rafitra izany, amin’ny antanan-tohatra rehetra ;
- Zarin’ny mpanao politika hiaina anaty fifandrafesana ny mpiray tanindrazana, ka tsy mahatakatra intsony fa Vahoaka Malagasy tokana ihany.
Izany no hisintonanay ny sain’ny : mpitondra, mpanao politika, mpikirakira ny torohay sy ita, malagasy tsy ankanavaka. Mendrika filaminana sy fandrosoana mantsy ny Nosintsika, ary ny fiarahana miaina anaty fahalalahana sy fifanajana dia isan’ny antoka ho an’izany.
Natao teto Antananarivo, 15 oktobra 2020
ILONTSERA
Ivom-pandalinana ny Tontolon’ny Serasera marolafika eto Madagasikara
Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar
Media Matters Madagascar